|
|
|
|

Entry (1/2)1  misosa
Root  2 sosa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mizotra tsy miato: Nisosa ny fianarany ka tsy niato raha tsy tany amin' ny tanjon' ny bakalorea
5 Mandeha milamina tsy misy misakantsakana na manelingelina: Misosa ny fiainana raha misy vola, hoy ireo tsy mihevitra afa-tsy ny ara-nofo
6 Mikorisa amin-javatra malama: Nahahitsaka hoditr' akondro aho teo an-tokonana ka avy hatrany dia nisosa terỳ an-tokotany
7 Misononoka eo ambony rano: Nisosa ny lakana nitondra anay fa nitsoka malefaka ny rivotra [1.1]
Examples  8  misosa amboniny eny kosa ny zahatra andiany dimy aman' enina, mitondra hazo fisaka hamidy eny Isotry. [2.470]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Entry (2/2)13  misosà
Root  14 sosa
Part of speech  15  imperative of active verb misosa [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  16 masiso, 17 misaso, 18 misosa, misosà, 19 mosasy, 20 Samosy, samosy

Updated on 2025/11/13