Entry sosa
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fikorisana amin-javatra malama; fizorana tsy miato; fandehanana milamina tsy misy misakantsakana na manelingelina; fikorianan' ny rano sy fisononokan' ny lakana na sambo [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry sosa
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] vodin-javamaniry fihinana any an'efitra [Rakotosaona 1972]
   Zavamaniry mandady fihinam-body, karazan' oviala [Rajemisa 1985]

Entry Sosa
Part of speech   name (biblical) [list]
Malagasy definition   Sosa [Baiboly]
English definition   Shushan [Baiboly]
French definition   Suse [Baiboly]
Examples   Nasain'ny mpanjaka natao izany, ka navoaka tao Sosa ny didy. [Baiboly: 19:009:014/Estera 9:14..]
Vocabulary  
Synonyms   Sosana
Quotes  

Updated on 2017/01/20