| Entry (1/2) | 1 misongadina |
| Root | 2 songadina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miavaka tsara, mivongady.
5 Voaenda-damba, miboridana. [1.1] |
| Examples |
6 Fa ny tena fanalako andro iray misongadina dia ny famakiam-boky.
[2.471]
|
| Morphology |
|
| Analogs | 11 azotsapaintanana, 12 hitavatana, 13 mihariharyohatranykaryampamoloana, 14 mihariharyohatranyvayankandrina, 15 miharihary, 16 mitojanjina, 17 mivaingana, 18 mivongady, 19 tsytakonaafeninaohatranymasoandrobendohataona, 20 tsytakonaafenina |
| Entry (2/2) | 21 misongadìna |
| Root | 22 songadina |
| Part of speech | 23 imperative of active verb misongadina [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 24 misangodina, misangodìna, 25 misongadìna, misongadina |
| Updated on 2025/11/12 |
|