| Entry | 1 songadina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fihanjahanjana, fiboridanana Fiavahana tsara amin' ny hafa. [1.1] |
| Explanations in French |
4 séparation, isolement nudité [1.3#630] |
| Examples |
5 Ovako endrika araka ny ohatra ny teny nasongadina eo ankavia dia afenoko ny banga eo an' ila.
[2.445#]
|
| Derivatives |
|
| Anagrams | 23 sangodina, 24 songadina |
| Updated on 2025/09/19 |
|