Entry (1/2) | 1 misidina |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 sidina |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Miezaka miakatra eny amin' ny habakabaka: Misidina ambony vao tra-pahoriana ohatra ny akohokely lasampapango Mandeha haingana maivamaivana: Misidina izy rehefa mandeha Misondrotra ambony be amin' ny fahaizana, voninahitra, harena...: Nisidina ambony tamin' ny harena Ingahy Rabe tato anatin' ny roa taona 9 [1.13] manidina |
Explanations in English |
10 [1.7] to fly high, to fly |
Explanations in French |
11 [1.8] voler dans l'air, voler 12 [1.13] voler |
Analogs | 13 manidina, mikopaka elatra, misodika, misonanina |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word misidina |
Entry (2/2) | 15 misidìna |
Part of speech | 16 imperative of active verb misidina [Full list] |
Root | 17 sidina |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Explanations in French |
19 [1.3] |
Anagrams | 20 isidinam, misidina, misidìna |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |