|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihaminkamina
Root  2 haminkamina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina erý izy eny ambony filanjana.
5 (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara. [1.1]
Explanations in English  6 to behave well, to conduct one's self with propriety, to sit demurely or quietly, to eat with care and self-respect.. [1.2]
Examples  7  Noho izany dia nahatsikaiky azy ireo ihany ny mahita ireto mpivady antitra mihaminkamina toa mpivady vao. [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12 mihamina

Entry (2/2)13  mihaminkamìna
Root  14 haminkamina
Part of speech  15  imperative of active verb mihaminkamina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Synonyms  16 mihamìna

Anagrams  17 mihaminkamìna, mihaminkamina

Updated on 2025/11/12