|
|
|
|

Entry1  mitombina
Root  2 tombina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mipetraka (olona na biby ihany): Tsy afaka mitombina izy fa misy vay lahy kely ao amin' ny fipetrahany ao.
5 Tsara fototra: Mitombina tsara ity tranonao ity izany.
6 Mipetraka milamina tsy manana ahiahy: Mitombina tsara amin' ny fokontany vao nifindrany izy.
7 Misy antony, misy fototra tsara: Tsy mitombina velively izany ahiahinao izany. [1.1]
8 tsara fototra ka marin-toerana. [1.13]
Explanations in French  9 stable. [1.13]
Examples  10  Ramanambeloma mivady kosa no mitombina sy mandry ilika manoloana izany rehetra izany. [2.470]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
All compound words  15 tarika mitombina

Updated on 2025/11/11