Entry (1/2) | 1 olonolona |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 olona |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fihatakatahana, fisarahana amin' ny be sy ny maro, fitsitokotokoana |
Explanations in English |
5 [1.2] a recluse. Reduplicate of olona |
Explanations in French |
6 [1.3#460] action de se séparer, de s'isoler |
Examples |
7 [2.245] ary ny mpanjaka mihitsy no nofehezin' ny mpifehy teto Ankay fahiny fa tsy hoe izao olonolona rehetra izao akory
|
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 16 olon' olona |
Part of speech | 17 locution |
Elementary words | 18 olona |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] mpanompo |
Explanations in French |
20 [1.3] esclave |
Anagrams | 21 olonolona, olon' olona |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |