| Entry | 1 mikororosy |
| Root | 2 kororosy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manao ankororosy
5 Mikodingy, mivarimbarina: Nikororosy tany an-tevana ilay mpangalatra 6 Midina, mitambororotra, izany hoe mikorotsaka fotsiny hatrany: Tia mikororosy (na tia manao ankororosy) ambonin' ny ranomandry ny mponina any andafy ~ Efa nikororosy ireo nanodinkodim-bolam-bahoaka teo aloha [1.1] |
| Explanations in English |
7 to slide; to fall down
[1.7] |
| Explanations in French |
8 glisser, dégringoler
[1.8] |
| Examples |
9 Tsy inoako ny hoe mikororosy fahana ny olombelona ka hanjary ratsy noho ny taloha.
[1.369#]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 14 mikororosy fahana |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/17 |
|