| Entry | 1 mipaika |
| Root | 2 paika |
| Part of speech | 3 active verb or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandidy sy mikapa (vato): Mipai-bato no raharahan-dRabe Miteny mafy, mandevilevy Maneno, mitaika: Nipaika indrindra ny tamin' ny telo no nitehi-tany ny fiaramanidina Voadidy; misy zorony mitovy sy mahitsy: Vato mipaika [1.1] |
| Explanations in English |
5 to chip stone; to strike as with a hammer [1.7] |
| Explanations in French |
6 Frapper avec un marteau, tailler des pierres, réprimander Sonner, comme l’horloge, faire tictac, comme la montre (Pierres) taillées [1.3#476] 7 frapper avec un marteau; sonner (cloche, horloge) [1.8] |
| Examples |
8 Ny ray aman-dreny sasany mipaika vato eo an-tanàna.
[2.606#]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 13 mipai-panorona |
| Analogs | 14 voapaika |
| Anagrams | 15 mipaika, 16 mipiaka, 17 mpiaika |
| Updated on 2025/10/08 |
|