|
|
|
|

Entry1  mihoaka
Root  2  hoaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa
Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1]
Explanations in French  5  faire des efforts pour vomir [1.54]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Vocabulary  9  Health
Synonyms  10  mihoakoaka
Analogs  11  dimpoana, fenofeno, maivivy, maloiloy, manamonaina, masinaty, misalebolebo, misalembona, misalobona, misolebileby, salontsolonina, salosonina, tahandoa

Anagrams  12 ahimoka, 13 komahay, 14 mihaoka, 15 mihoaka, 16 mikaoha, 17 miohaka

Updated on 2025/09/12