|
|
|
|

Entry1  mihoakoaka
Root  2 hoakoaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa
5 Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9 mihoaka

Anagrams  10 mihaokaoka, mihoakoaka

Updated on 2025/09/12