Entry hoaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lavaka, loaka anatin' ny hazo, vatolampy
Fisokafan'ny vava mitanatana mba hamoaka rivotra amin'ny fotoana mahanoana na ta hatory
Hery sy feo re rehefa mandoa [1.1]
Derivatives 
Compound words 

Entry hoaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Varavarankely [1.78]
 Varavarankely boribory na lavalava fanao ambany tafo [1.13]
Explanations in French Oeil de boeuf [1.13]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/15