|
|
|
|

Entry 1  mihantsy
Root  2 hantsy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miantso manome fo olona hiady na hifaninana amin' ny tena: Mihantsy andRakoto hifampitolona aminy Rabe. Mihantsy olona hisotro
5 Manao izay hihomehezana zazakely
6 Manao izay hahatonga: Mihantsy torimaso ~ Mihantsy loa [1.1]
Explanations in French  7 provoquer, défier, faire rire un petit enfant [1.3]
Examples  8  sady raha misy mihantsy azy, tsy mety mivoaka izy; [2.69#66]
9  Nony mby teo akaikiny izy, dia niatranatrana ny tovolahy nanitsy ny fijeriny ary niteny tamin' ny feo mihantsy sy feno avona hoe: [2.470#84]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  manaolambomanohadia, 15  manetra, 16  maninana, 17  mihaika, 18  mihatsy, 19  mijihinjihina, 20  milaady, 21  minaikanaika, 22  minehaneha, 23  mirehareha, 24  misetra, 25  mitihintihina, 26  mitrehatreha
Combinations  27  5 expressions, toponymes, etc... with that word

Anagrams  mihantsy, 28 mihintsa

Updated on 2026/02/26