| Entry (1/2) | 1 minaikanaika |
| Root | 2 naikanaika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miteny na manao zavatra amim-panaovana mosalahy, amin-kasahiana be loatra, amim-pihamboana sy fireharehana: Ninaikanaika loatra izy ka tsy mahagaga raha voa [1.1] |
| Explanations in English |
5 to pretend to commit a daring act [1.2] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 10 minaikanaikà |
| Root | 11 naikanaika |
| Part of speech | 12 imperative of active verb minaikanaika [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
| Explanations in French |
14 [1.3] |
| Anagrams | 15 minaikanaikà, minaikanaika |
| Updated on 2025/10/18 |
|