| Entry (1/2) | 1 maninana |
| Root | 2 inana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miezaka hanao mihoatra noho..., miezaka hampiseho fahaizana na tanjaka mihoatra noho...: Naninana ahy ianao ka hampisehoako ny tanjako Mifampitaha: Iza no sahy maninana an' Andriamanitra? Mihaika [1.1] |
| Explanations in English |
5 to defy, to challenge [1.2] |
| Examples |
6 - maninana mpiasam-panjakana ialahy!
[2.472]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 11 basy maninana varatra |
| Entry (2/2) | 12 maninàna |
| Root | 13 inana |
| Part of speech | 14 imperative of active verb maninana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
| Explanations in French |
16 [1.3] |
| Anagrams | 17 manañina, 18 maninàna, maninana |
| Updated on 2025/10/18 |
|