Entry mihaingo (haingo)
Part of speech active verb
Malagasy definition Misy haingo, mitondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanambady
Mitovy hevitra: manamy ~ miangolavaitra ~ mianjaika ~ mihaminkamina ~ mihamitra ~ mihetsiketsika ~ mijihina ~ mipitsopitsoka ~ mipopopopo ~ miramadramatra ~ miramarama ~ miraratra ~ miravaka ~ mirebaka ~ mirenty [Rajemisa 1985]
English definition to adorn one's self, to decorate one's self, to wear ornaments. [Richardson 1885]
 to adorn oneself [Hallanger 1973]
French definition s'orner; être paré [Hallanger 1974]
Examples Ary nony tonga ny andro hampakaran-drano, dia mihaingo tsara dia tsara ny olona rehetra sy miravaka tsara amy ny izay firavaka ananany. [Callet: Tantara, page 75]
Morphology 
mihaingo
nihaingo
hihaingo
mihaingoa
Quotes 

2012/08/06