| Entry | 1 mianjaika |
| Root | 2 anjaika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manao fivoriam-be.
5 Mihaingo, miraratra amin' ny haingo toy ny olona hamonjy zaika na anjaika. [1.1] |
| Explanations in English |
6 imp and rel not used. To assemble in grand apparel..
[1.2] |
| Examples |
7 Ny amparasily sy ny lopotra hoenti-mianjaika : avy any ivelany.
[2.503#]
8 Tena fanalikana atao amin' ny mahantra izany : alainay ny toe-piainany ety ivelany toy ny ankoso-bolamena, toy ny akanjo fitondra mianjaika. [1.369#] |
| Morphology |
|
| All compound words | 12 palitao mianjaika |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/11 |
|