|
|
|
|

Entry1  miferinaina
Elementary words  2 mifery, 3 aina
Part of speech  4  active verb
Explanations in Malagasy  5 Mijaly ampanahy izaitsizy, mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin' ny tena (fiteny koa ny hoe: miferitraina): Miferinaina Ramatoa io isaky ny miditra ao an-trano ny vadiny mamo lava [1.1]
Explanations in English  [miferin-aina] 6 to sigh, to groan, to grieve
7 utterly unable to be happy or comfortable. [1.2#180]
8 to be in great suffering [1.7]
Explanations in French  9 être dans la souffrance; souffrir [1.8]
Examples  10  tsy miferin-aina aho fa serena
nahoana hianao no lalin'endrika?
[2.131]
Vocabulary  11  Emotions
Other spellings  12 miferin' aina, miferin-aina, miferitr' aina
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/13