| Entry | 1 mifarina |
| Root | 2 farina |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Maharitra andro vitsivitsy tsy mivalana, mampoelana ny fivalanana.
5 (Tsara homarihina fa amin' ny zazakely ihany no ampiasana an' io teny io, fa amin' ny lehibe kosa dia ny hoe "mitohana" no ampiasaina). [1.1] |
| Explanations in English |
6 used of a child suffering from constipation..
[1.2] |
| Explanations in French |
7 constipation des enfants.
[1.54] |
| Vocabulary | 8 Health |
| Analogs | 9 mitohana |
| Anagrams | 10 fimirana, 11 mafira ñy, 12 mañafiry, 13 mifanary, 14 mifanira, 15 mifarina, 16 mifiraña |
| Updated on 2025/09/12 |
|