Entry mitohana (tohana)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tanosy] manohana [Rakotosaona 1972]
 Misy tohana: Tokony hitohana ity andry ity fa mila hianjera [Rajemisa 1985]
French definition être étayé, appuyé; être empêché, comme par une foule; être aidé, assisté [Abinal 1888]
Morphology 
mitohana
nitohana
hitohana

Entry mitohana (tohana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Tsy mahalatsaka fivalanana: Raha mitohana elaela, tokony haka fanafody any amin' ny dokotera [Rajemisa 1985]
French definition être constipé [Abinal 1888]
 constipation [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Morphology 
mitohana
nitohana
hitohana

2012/09/24