|
|
|
|

Entry (1/2)1  mifankahita
Root  2  hita
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mihaona: Dimy taona izao isika no nifankahita farany
Examples  5  [2.529] Saingy tsaratsara kokoa ho anay ny tsy mifankahita.
6  [2.499] Ny mason' eritreritr' izy rehetra mbola mifankahita ihany!
7  [2.470] Isaky ny roa volana vao mifankahita raha haingana indrindra.
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)13  mifankahi
Root  14  hita
Part of speech  15  imperative of active verb mifankahita [Full list]
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]

Anagrams  18  ifankahitam, mifankahità, mifankahita

Updated on 2025/02/08