| Entry | 1 babababa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Antsoantso milaza fahavoazana, faharariana: Mankarenin-tsofina ny babababan' Isambilo nokapohindra iny
4 Fitarainana, menomenona [1.1] 5 antsoantso, horakora-pitarainana, figogogogoana, finaonaona, fitarainana [1.62] |
| Explanations in English |
6 a cry, a scream, an outcry. See nananana.
[1.2] 7 an outcry [1.7] |
| Explanations in French |
8 Cris, clameurs de regret, lamentation
[1.3] 9 clameurs, lamentations [1.8] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 17 Sound |
| Updated on 2025/12/08 |
|