Entry miavona (avona)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona
Mitovy hevitra: be taim-bava ~ mangeto-bava ~ midaondaom-bava [Rajemisa 1985]
French translation   être orgueilleux, fier [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   être dédaigneux [Abinal 1888]
   faire le délicat, la petite bouche [Abinal 1888]
Examples  
1
izaho ity hoy ilay zaza miavona
iza no anaranao?
[Fox: Hainteny, number 316]
2Hay tafara-dia samy miavona ianareo roa, ka ny aloha tsy manao hoe: [Andriamalala: Taolambalo, page 50]
Morphology  
miavona
niavona
hiavona
miavòna
Compound words, titles, names  

Entry miavòna (avona)
Part of speech   imperative of active verb miavona [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French translation   [Abinal 1888]

Updated on 2015/04/04