|
|
|
|

Entry (1/2)1  miara-
Part of speech  2  morphological form of miaraka
Examples  3  [2.643#] miara-mitombo dia miara-voatelina any!
4  [2.471#] miara-mandeha isika, na miara-mijanona!
5  [2.529#] Izaho koa miara-malahelo aminao, ry John!

Entry (2/2)6  miara
Root  7  ara
Part of speech  8  active verb
Explanations in Malagasy  9  [1.78] [Taisaka] mamarana, mandrefy
mamatra voa madinika na ranon-javatra
10  [1.78] [Bara] mamatra
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Synonyms  14  mamara

Anagrams  15  amari, amira, araim, aramy, ariam, Arima, maray, Maria, maria, miara, miara-

Updated on 2025/02/08