| Entry | 1 miankin-drindrina irery |
| Elementary words | 2 miankina, 3 rindrina, 4 irerỳ |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 enti-milaza ny vehivavy mihetsi-jaza izay tsy azon'ny hafa ampiana na dia misy maharary sy manaintaina aza -- teny enti-mahatsiahy ny fijaliana entin'ny reny rehefa miteraka [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|