Entry miadala (adala)
Part of speech active verb
Malagasy definition Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana
¶ Tia loatra, matimaty: Niadalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany [Rajemisa 1985]
English definition To be simple, unwise, or silly. [Richardson 1885]
French definition Tenir trop à, être passionné pour: Miadalam-bola izy (Il tient trop à l'argent) [Abinal 1888]
Morphology 
miadala
niadala
hiadala
miadalà
Analogues  miadaladala

Entry miadalà (adala)
Part of speech imperative of active verb miadala [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/09/04