Entry miadaladala (adaladala (adala))
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadaladala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana
¶ Tia loatra, matimaty: Niadaladalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany [Rajemisa 1985]
English translation   To be simple, unwise, or silly. [Richardson 1885]
Morphology  
miadaladala
niadaladala
hiadaladala
miadaladalà
Synonyms   miadala

Entry miadaladalĂ  (adaladala (adala))
Part of speech   imperative of active verb miadaladala [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French translation   [Abinal 1888]

Updated on 2013/04/10