| Entry | 1 menaky ny aina |
| Elementary words | 2 menaka, 3 aina |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza [1.1] |
| Explanations in French |
6 Graisse de ma vie. Les parents appelaient ainsi les enfants qu'ils avaient engendrés. [2.415#978] |
| Examples |
7 Tsy maintsy ny azy, satria menaky ny ainy aho
[2.643#144]
8 izy no menaky ny aina / ary tiana hoatra ny tena / ny zanaka no mampifenofeno [2.131] 9 Sakafo tapa-kibo lava sy akanjo rovidrovitra no mba hany tratry ny heriny nomena ireto menaky ny aina [1.281] |
| Analogs | 10 silakynyaina, singotrynyaina, vahatrynyaina |
| Updated on 2025/09/12 |
|