| Entry (1/3) | 1 mavesatra |
| Root | 2 vesatra |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Be lanja manindry mafy: Entana mavesatra.
5 Mihoninkonina, tsy kinga, milondolondo: Mavesatra ery izany famindranao izany. 6 manelonelo: Mavesatra ny andohako. 7 Dombo, donto, tsy mailaka: Mavesa-tsaina izany raha olona. [1.1] |
| Explanations in English |
8 heavy.
[1.7] |
| Explanations in French |
9 lourd, pesant.
[1.3, 1.8] 10 lourdement chargé. [1.3] |
| Examples |
11 Tsotra sy mavesatra anefa ny teniny:
[2.470]
12 Izahay mpamory fotsiny ihany, ary mpanainga mavesatra. [2.298] 13 Endrika mavesatra anefa no namalian' i Donga izany fandraisana azy izany. [2.472] 14 Nandritra ny taona maro, nihevitra izy ho hany irery vavolombelon' io tsiambarambara mavesatra io. [2.576] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Analogs | 19 madonda, 20 mafonja, 21 manonja, 22 maonjana, 23 mazefatra, 24 mazefatra, 25 mitambaby, 26 mitambesatra, 27 mitondrarano, 28 mitsinaka, 29 tsyzakanolomahia |
| All compound words | 30 mavesa-bava |
| Proverbs | 31 Proverbs containing that word |
| Entry (2/3) | 32 mavesatra |
| Root | 33 vesatra |
| Part of speech | 34 adjective |
| Explanations in Malagasy |
35 Bevohoka: Mavesatra izy fa omeo toerana.
[1.1] |
| Explanations in French |
36 enceinte.
[1.3] |
| Entry (3/3) | 37 mavesatra |
| Root | 38 vesatra |
| Part of speech | 39 adjective |
| Explanations in Malagasy |
40 sady lehibe no manahirana, sarotra entina: Mavesatra ny mitondra fanjakana.
[1.1] |
| Explanations in French |
41 pénible, intolérable, cuisant.
42 de grand prix, de grande valeur. [1.3] |
| Updated on 2025/11/09 |
|