| Entry | 1 maonjana |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 (olona) Ranjanana sady tomady, matanjaka, (zavatra) Kely jerena fa mavesa-danja:
4 Roapolo kilao ve io entana kely io? -- Marina mihitsy izany, tompoko, satria maonjana ny entanao [1.1] |
| Explanations in French |
5 Qui est petit en apparence, mais lourd, pesant ; fig. fort, vigoureux
[1.3#433] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 17 mañajano, maonjana |
| Updated on 2025/11/17 |
|