| Entry | 1 vesatra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 lanja: Ny vesatry ny adidy
4 ny hadontoana, tsy fisononohana [1.1] 5 herim-pisintonan'ny tany [1.13] |
| Explanations in English |
6 weight, heaviness
[1.7] |
| Explanations in French |
7 poids
[1.3#829, 1.8, 1.13] 8 pesanteur, gravité 9 lourdeur d'esprit [1.3#829] 10 lourdeur [1.8] |
| Examples |
11 Hany ka ny farany, tsy nanamaivana iny, fa nampitombo ny mbola vesatra tsaroako tao am-poko.
[2.4#]
12 vesatra tsy maintsy lanjaina no fahitany azy, manakantsakana ny asa, manembantsembana ny famakafakana. [1.369#] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 39 Physics |
| All compound words | 40 8 combinations of that word |
| Proverbs | 41 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/09 |
|