|
|
|
|

Entry1  fanamarihana
Root  2 marika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 fisintonana ny saina amin-javatra maningana.
5 famantarana manokana. [1.13]
Explanations in French  6 remarque.
7 marquage. [1.13]
Examples  8  Misy fanamarihana tsy maintsy atao. [4.27#]
9  Ninianay tsy nasiana fanamarihana na fanontaniana izy. [2.285#]
10  Efa voan' ny fanamarihana momba io koa ny tenanay indray andro. [2.356#]
All compound words  11  3 combinations of this word

Anagrams  12 fahamanirana, 13 fahamarinana, 14 fahamiranana, 15 fanamarihana

Updated on 2025/11/09