| Entry | 1 manamarika |
| Root | 2 marika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in English |
4 to mark; to take note of [1.7] |
| Explanations in French |
5 marquer; prendre note de [1.8] |
| Examples |
6 Tiako mantsy ny manamarika etoana fa tsy raharahan' olo-meloka iray no atrehintsika izao.
[2.643#]
7 Isan' ny toetra anankiray manamarika ny fiainan' ny Malagasy koa ny fananany saina mivavaka. [1.317#] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|