| Entry (1/4) | 1 maria |
| Root | 2 ria |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Ilazana ny toetran' ny rano mandeha mikoriana fa tsy mihandrona na monina: Entin' ny rano maria ny lakana ka mandeha tsy voizina akory
[1.1] 5 mahery sy lalina tsy azo itana [2.285#217] |
| Explanations in English |
6 to flow swiftly; swifty-flowing
[1.7] |
| Explanations in French |
7 couler rapidement
[1.8] |
| Examples |
8 voahirana an-drano maria!
[2.5]
9 ireny dia tsy an-kasoavana tsy an-karatsiana tsy an ony tsy an-drano maria [2.131] 10 Tsy mifidy hasiana, mazàna mamono, Ary tsy azo tohaina fa rano maria! [1.240#] |
| Morphology |
|
| Combinations | 14 3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word maria |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Entry (2/4) | 16 maria |
| Part of speech | 17 noun |
| Explanations in French |
18 [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau.
[1.19] |
| Vocabulary | 19 Zoology: birds |
| Other spellings | 20 mariha |
| Entry (3/4) | 21 Maria |
| Root | 22 ria |
| Elementary words | 23 ria |
| Part of speech | 24 name (toponym) [Full list] |
| Vocabulary | 25 Geography: towns |
| Entry (4/4) | 26 Maria |
| Part of speech | 27 name (biblical) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
28 1. Maria, Miriama, mpaminany vavy, anabavin'i Aarona
29 2. Maria, renin'i Jesosy 30 3. Maria, vadin' i Klopa 31 4. Maria, anabavin' i Lazarosy 32 5. Maria Magdalene 33 6. Maria, renin' i Marka 34 7. Maria, isan'ny Kristiana tao Roma [2.996] |
| Explanations in English |
35 1. Miriam, the sister of Aaron
36 2. Mary, mother of Jesus 37 3. Maria, wife of Cleophas 38 4. Mary, sister of Lazarus 39 5. Maria Magdalene 40 6. Maria, mother of Mark 41 7. Maria, an early Christian from Rome [2.996] |
| Explanations in French |
42 1. Miryam, soeur d'Aaron
43 2. Marie, mère de Jésus 44 3. Marie, épouse de Clopas 45 4. Marie, soeur de Lazare 46 5. Marie Magdalène 47 6. Maria, mère de Marc 48 7. Marie, chrétienne de Rome [2.996] |
| Vocabulary | 49 Holy Scriptures |
| Biblical quotes | 50 Chapters and verses mentioning Maria |
| Article | 51 Randzavola: Maria ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | 52 aramy, 53 Arima, 54 maray, maria, Maria, 55 miara, 56 Ramia |
| Updated on 2026/04/24 |
|