|
|
|
|

Entry 1  ria
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fandehanan' ny rano izay mafy firiotra; fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano; fandehandehanana etsỳ erỳ amin-kafaliana. [1.1]
Derivatives 
Other :
Nouns :
Adjectives :
Synonyms  7 riaria
Combinations  8  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ria

Anagrams  9 àry, arỳ, ary, 10 ira, irà, 11 ray, ria

Updated on 2026/03/25