| Entry | 1 mitsilotsilo |
| Root | 2tsilotsilo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4Sady lava no marani-doha: Mitsilotsilo tranon-dakolosy irỳ.
[1.1] |
| Explanations in French |
5être épineux, garni d'épines comme les ronces.
[1.196] |
| Examples |
6 mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana.
[2.470]
7 Mangata-defona aho, izay lefona mitsilotsilo indrindra hamonoako tena eto anatrehanao. [2.298#74] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|