Entry ranitra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Toetran' ny zavatra manify dia manify ka mahadidy na mitsilotsilo ka mahaloaka
¶ Vady tsy aradalana, vehivavy iaraha-mipetraka tsy ara-dalèna, tokantranomaso, vazo, sengy [Rajemisa 1985]
English definition   sharpness, keenness of edge. See Rangitra. [Richardson 1885]
   sharpness [Hallanger 1973]
French definition   état de ce qui est bien tranchant [Hallanger 1974]
Derivations  

Entry rañitra
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] sakaiza ara-pitiavana, vady tokantranomaso [Rakotosaona 1972]

Updated on 2017/01/20