|
|
|
|

Entry1  miranirany
Root  2 ranirany
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Sady maro no mitrikitriky: Mahia loatra ity zaza ity fa tsapa miranirany ny taolany. [1.1]
Explanations in English  5 long and sharp, as the blade of a knife or a razor.. [1.2]
Examples  6  Mangamanga ny tavany ary miranirany be ihany noho ny fahiazany. [2.470]
Proverbs  7  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02