|
|
|
|

Entry1  marainakoa
Elementary words  2  maraina, 3  koa
Part of speech  4  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  5  maraina be alohan' ny fiposahan' ny masoandro [1.1]
Explanations in French  6  avant le lever du soleil [1.3, 2.415#6570]
7  de grand matin [2.415#6570]
Examples  8  Vao maraina koa dia injao midobodoboka amin' ny fitotoam-bary sy koba izy dahy avy. [2.470]
9  2 Nifoha vao maraina koa izahay tamin' iny andro iny, fa hamboly voanjo. [2.472]
10  Ary nony maraina koa, dia maka rano mahery amy ny tany fanalany rano mahery. [2.48]

Updated on 2025/09/12