Entry mantsy
Part of speech   particule [list]
Malagasy definition   jereo manko [Rajemisa 1985]
French definition   comme manko [Abinal 1888]
Examples   Tsy ho hitako intsony mantsy Razay. [Rajohanesa: Kintana]

Entry mantsy
Part of speech   preposition [list]
Malagasy definition   Miantso, miteny an-dRanona: Hoy, hono ianao tamin-dRasoa mantsy, ahy: "Olona mpamitaka iny"; marina ve izany? [Rajemisa 1985]
English definition   referring to; also used as ornament of speech like manko [Hallanger 1973]
French definition   rapport à, concernant; sert aussi d'ornement comme manko [Hallanger 1974]
Examples  
1Fantatro mantsy fa tsy hifanantitra amin' izy mivady mandrakizay aho. [Andriamalala: Ranomasina, page 20]
2Ny tany mantsy tsy ilaozan' ny mpisompatra. [Andraina: Mitaraina, page 120]
3"Raha alako ra amin' ity antsy ity mantsy izao, ny mpanjaka dia ho faty; [Rabezandrina: Ikotofetsy]
4Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [Rajohanesa: Kintana]
5Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 118]
Synonyms   manko

Entry mantsy
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Tanala] maimbobe tsy zaka, mantsina [Rakotosaona 1972]

Updated on 2013/04/10