| Entry | 1 manko |
| Part of speech | 2 particule [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Kian-teny milaza: -- 1) Fiampangana, fitarainana, fiekena: Izy manko mikapoka anay o! -- 2) Toe-javatra toa tsy fidiny ka arahintsento: Ho lasa tokoa manko ianao!
[1.1] |
| Explanations in English |
4 a word put in for ornament or slight emphasis; cf. mantsy
[1.7] |
| Explanations in French |
5 sert d'ornement, parfois renforce un peu le sens
[1.8] |
| Analogs | 6 mantsy |
| Anagrams | manko, 7 monka |
| Updated on 2025/12/08 |
|