Entry morana (orana)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Bezanozano, Tanala] avy orana, manorana: Hajakajak'amin'andro moraña, herisandry very fahatane (Very maina toy ny mihazakazaka amin'ny andro morana) [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] manorana [Rakotosaona 1972]
   Misy orana [Rajemisa 1985]
English definition   rainy [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition   pluvieux [Hallanger 1974]
Synonyms   mañoraña
Analogy   morandava

2011/11/22