|
|
|
|

Entry1  manontolo
Root  2 tontolo
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Tsy misy analana, iray tsy vaky: Nahalany mofo iray manontolo [1.1]
Examples  5  Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [2.324]
6  - mangorangorana iray ihany ny tenany manontolo. [2.470]
7  Nandritra ny ady manontolo anefa dia ory vary Antsihanaka. [2.472]
Analogs  8  bontolo, 9  tsymisymipika, 10  tsymivaky, 11  tsynahafahana
All compound words  12  3 combinations of this word

Updated on 2025/11/09