|
|
|
|

Entry 1  bontolo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Vaventy makadiry ary iray tsy mivaky: Kanety bontolo [1.1]
Explanations in English  4 clumsy, lumpy, large, awkward, stubborn, or inelegant [1.2]
Explanations in French  5 sans division, entier [1.3]
Examples  6  miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471#16]
7  ny fanamelohana bontolo ahy, ny fametavetana imason' olona ny reniko sy ny anabaviko, ny famonoana tsy misy tsy misy fitsitsiana ahy, ny fandatsana sy fikororohana ny fianakaviako. [2.472#58]
Derivatives 
Adjectives :
All compound words  9  3 combinations of that word

Updated on 2026/02/26