| Entry (1/2) | 1 manongana |
| Root | 2 ongana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Maniera zavatra ka ny lohany no atao ambany: Iza no nanongana ity sarivongana ity?
5 Manesotra olona amin' ny toerana ambony nisy azy: Ny Jeneraly no nanongana ireo minisitra rehetra teo aloha [1.1] |
| Explanations in English |
6 to thrown down, to reduce, to expel.
[1.2] 7 to cast down; to overthrow a ruler; to disgrace [1.7] |
| Explanations in French |
8 jeter à terre; renverser un souverain ou un gouvernement; excommunier
[1.8] |
| Morphology |
|
| Analogs | 13 mamotitra, 14 mampifamadika, 15 manatotongana, 16 manatsingoloka, 17 manatsontsorika, 18 manohoka |
| Entry (2/2) | 19 manongàna |
| Root | 20 ongana |
| Part of speech | 21 imperative of active verb manongana [Full list] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 22 manangano, 23 manangona, manangòna, manongàna, manongana |
| Updated on 2025/11/27 |
|