| Entry | 1 mamotitra |
| Root | 2 fotitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mametraka zavatra mivadika, mampifamadika: Misy maso lavitra mamo titra ny sarin' ny zavatra jerena aminy
5 Milaza olona roa izay olom-pady ho heny: Nahoana ity ianao no mamotitra anay mianadahy [1.1] |
| Explanations in English |
6 to invert
7 to curse, to vilify, to use opprobrious language. [1.2] 8 to turn end for end [1.7] |
| Explanations in French |
9 inverser
[1.8] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|