Entry manatotongana (totongana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampihilana, manohoka: Manatotongana ny siny izy
¶ Mihoatra, misongona: Nanatotongana ny rahavaviny izy [Rajemisa 1985]
Morphology 
manatotongana
nanatotongana
hanatotongana

Updated on 2020/07/31