Entry | 1 manome toky |
Elementary words | 2 manome, 3 toky |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 manambara fa hanatanteraka izay ilaina sy tadiavina aminy na sarotra izany na mora; mametra-teny [1.1] 6 mampanantena [1.13] |
Explanations in English |
7 to reassure, to promise [1.7] |
Explanations in French |
8 promettre [1.8, 1.13] 9 rassurer [1.8] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |