Entry | 1 mampanantena |
Root | 2 antena |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 Nomeko an' ilay mpamily faharoa ny anarako ary nampanantena azy aho fa raha misy hilàna ahy, dia ho avy aho ary hilaza ny marina.
[2.4]
5 Marina fa tsy vitsy ny foto-pahalalana mikasika ny toekarena izay mampanantena vokatra mampitolagaga. [4.27] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 mampanantena, 10 mampanentana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |